RY VOLANA Lyrics

Ry volana feno sy manganohano
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin'ny aizina kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)

Ampianaro ahy ny toetra mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)

Ry volana feno fonenan'ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko sy tsantam-pitia
Fanilon'ny dia(x2

See also:

102
102.35
Fame Let's Play A Love Scene (reprise) Lyrics
D Roussos My only fascination Lyrics